Ampitomboy ao aminay ny fahazavanao, ry Fanahy

Ampitomboy ao aminay ny fahazavanao, ry Fanahy,
dia hahafantatra sy hahatsiaro lalandava izahay.

1. Fa batemy ahoana loatra no nandiovana anay. Aleloia.
Fa fitia ahoana loatra no nitiavan'ilay Ray. Aleloia.

2. Fa Fanahy ahoana loatra no niterahana anay. Aleloia.
Fa Fanahy ahoana loatra isy famonjena anay. Aleloia.

3. Fa mba reny ahoana indrindra moa ilay Fiangonanay. Aleloia.
Fa mba hasambarana inonan ity iavotanay. Aleloia.

4. Fa endrey ny hasambarana izay iombonanay. Aleloia.
Fa endrey ny hasambarana izay iombonanay. Aleloia.

Nampiditra j_rahasa
Fihirana Vaovao p. 220
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0651