1. Isika Raolombelona mifankatiava re, fa sao dia manenina (2)
Hoy aho hoe mahavelona, mahasambatra, mahavelona aina ny hidirana ny lanitra
2. Mba tano tsara re ny firaisan-kina re Sy ny fitiava-namana (2)