Omeo fitiavana aho, Tompo ô, hitiavako anao. Ampianaro koa, hifankatia izahay. Hafatrao ny hoe, Tompo ô: Mifankatiava re, Mba hahafantarana fa mpianatro ianareo
'Ndrisy anefa feno ota etý an-tany etý. Tebiteby lalandava no iainanay ety.