Iray vatsy, iray aina ao amin’i Kristy isika
Iray vatsy, iray aina ao amin’i Kristy isika!
Isaky ny mihinana izao mofo izao izahay
Isaky ny misotro amin’izao kalisy izao,
dia manambara ny nahafatesanao, ry Tompo,
miandry ny hiverenanao
Amim-boninahitra (2)

