Izaho no lalana sy fahamarinana, eh izaho no fiainana;

Izaho no lalana sy fahamarinana, 
eh izaho no fiainana;
Ka mitoera amiko ianareo ,
f'izaho no fiainana.

1. Avia, ry tanora, manaraha ahy ianareo,
Fa izaho no fanilo sy vonjy ho anareo.

2. Endrey, ry tanora, ny fanahy nomeko anareo,
Ampiraiso amiko, fa izaho no lalanareo.

3. Miverena, ry tanora, fa izaho no miantso anareo,
Avia, tongava, fa homba anareo aho.

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Tanora
Fihirana Vaovao p. 459
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095