Noharian'Andriamanitra isika

Nampiditra: Solofo74
Sokajy: Fihavanana, Fiadanana,


Noharian'Andriamanitra isika 

Hiara-monina ety an-tany ety 

Ka nomeny ny fitiavany ho fanilo, 

Hampirindra ny fiainantsika ety 

Fa mirindra sy milanto, 

Fa milanto ny fiainantsika ety raha manjaka ny fitiavana (in-2)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0336 s.] - Hanohana anay