Manatona ny Tompo Tsitoha

Manantona ny Tompo tsitoha
Manantona am-piravoravoana
Atolory Azy ny fanatitra
miaraka amin’ny soron’i Jesoa

1. Mofo no atolotray vokatry ny taninay e
vokatry ny hasasarany e hamasino Tompo ô

2. Divay no atolotray vokatry ny taninay e
vokatry ny hasasarany e hamasino Tompo ô

3. Rano no atolotray rano hanampy ny divay
Misolo ny tenanay rehetra Hamasino Tompo ô

4. Jiro sy voninkazo noentinay midera Anao e
Misolo ny tenanay rehetra Hamasino Tompo ô

Nampiditra revah
Sokajy Hiran-damesa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765