Ry Zanak’ondry

Jean de Dieu Rakotohavana

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra ô !
Izay manala ny fahotanay,
Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala ny fahotana, mamindrà fo aminay e !

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala ny fahotana, mamindrà fo aminay e !

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra ô !
Izay manala ny fahotanay,
Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala ny fahotana, omeo fiadanana izahay e !

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 341
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0586