Zanak’ondry

T. Julie Helmine

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra,
Izay manala ny fahotan'ny olona.
Ka mamindrà fo aminay e e !
Ka mamindrà fo aminay e !

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra,
Izay manala ny fahotan'ny olona.
Ka mamindrà fo aminay e e !
Ka mamindrà fo aminay e !

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra,
Izay manala ny fahotan'ny olona.
Omeo fiadanana izahay e e !
Omeo fiadanana izahay e !

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 339
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009