Zanak’ondry (beso)

Edouard Tongavelo

Zanak'ondrin'Andriamanitra)
Zay manala ny fahotan'ny olona (in-2)
-- Mamindra fo aminay, mamindra fo).

Zanak'ondrin'Andriamanitra
Zay manala ny fahotan'ny olona
Omeo fiadanana izahay, omeo fiadanana.

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 338
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201