Bema
Zanak'ondrin'Andriamanitra,Zay manala ny fahotan'izao tontolo izao (in-2)Mamindra fo aminay.
Zanak'ondrin'Andriamanitra,Zay manala ny fahotan'izao tontolo izaoOmeo fiadanana izahay e !
Omeo fiadanana izahay e !