Mifanohintohina

Jean Louis Tombolaza

Mifanohintohina e ! mifanohantohana e !
Fifankatiavana banjinina e !
Fa firaisan-kina re no hery, .

Ataovy toy ny fihavanam-bitsika e ià !
Raha vao mifankahita dia mifanoroka izy ireo,
Ny Batemy no mpampihavana e ià !
Ny Vatan'i Kristy e no mampiray antsika rehetra.

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
Antsao ny Tompo p. 336
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101