Natambatry ny Fanahy

Paulin T.

Natambatry ny Fanahy ka miray
Ho fianakaviaña araiky ao amin’ny Tompo
Natambatry ny Fanahy ka mivondrona
Ho fianakaviam-be ao amin’ny Ray.

Koa mivondrona re !
Aoka hihavaña a a !
Aoka hifankatia !

Hafantaran’oloño anarô, fa teña mpianatro
Mifankatiava, ‘zeñy didin’Izy Tompo ô !

Mifankatiava (indroa).

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
Antsao ny Tompo p. 333
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0334