Izao no didy lehibe
Marc sy Dieudonné
Izao no didy lehibe tiako tandremaña
Dia ny fihavanana e ia !
Sy ny fifankatiavaña e ia !
Karaha ny nitiavako anarô jiaby e e e e i a !
Koa satria Jeso Tompo efa nanolotro
Ny aiñiny ho antsika noho ny fitiavaña.
Enga anie (in-2) - atsika jiaby hifankatia mariñy
Izay mahafoey ny aiñiny ho an’ny namaña
Sy izay nampanjaka hatrany ny fifankatiavaña
Dia mihavaña amin’Andriamanitra
Sy handova ny tena fiadañana.