Fiadanana

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiadanana,


  • Antsao ny Tompo p. "332

André Besabotsy

Fiadanana e e !
Fiadanana baka amin’i Jesoa Tompo ô ia !
Homba antsika mianakavy e e !

E e lahy e !

Antsika jiaby hifampizara fiadanana,
Fampitosy tanana e e, mariky ny fitiavana e ia !

Hitambatra e e ia, hifankatia e e ia !
Zeñy didin’ny Raiko ô ia ! (in-2)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0562 s.] - Hanohana anay