Fiadanana
Edouard Tongavelo
Fiadanana (homba antsika mianakavy e)
Fiadanana (avy amin’ny Tompontsika )
Ao an-danitra ao anie ka fiadanana
-- (‘zay manomboka etoana). (in-2).
Didy tokana nomen’i Jesoa
Dia ny mba hifankatiavantsika
Hampiray antsika amin’ilay Nahary ô ô !
An’izao tontolo izao ô ô !
An’izao tontolo izao ô ô !