Noraisinay ô ry Ray ô

Nampiditra: admin


  • Antsao ny Tompo p. "326

Marc sy Dieudonné

Noraisinay o ry Ray
Lay Fanahy mpankahery
No nanangananao anay
Ho zanakao
Mba hahafahanay rehetra
Hidera sy hiantso ny Anaranao
Manao hoe : « Ry Rainay... ».


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.1532 s.] - Hanohana anay