Rainay any an-danitra

JaJoRa

Rainay any an-danitra a a a !
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie e e e ! ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitraponao, ety an-tany e e e !
Tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio o o o, ny haninay isan'andro
Avelao, avelao o o o, avelao ny fahotanay
Tahaka ny amelanay, 'zay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay e e e, amin'ny ratsy.

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 326
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0287