Rainay : Manaraka ny Didy
Edouard Tongavelo.
Manaraka ny didy nomen'ny mpamonjy atsika
Ka mahasaky mañano hoe :.
Oa Baba, Babanay any an-danitra
Ho hamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao (in-2)
Ho tanteraka anie ny sitra-ponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra a!
Amia zahay niany ny haninay isan'andra
Avilà ny fahotanay (in-2)
Tahaka ny namelanay zay nañano ratsy taminay
Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha zahay amin'ny ratsy... . (in-2).
Fa Anao ny Fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra, ny voninahitra mandrakizay.
Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p.
325