Rainay

Bema

Tompo รด ! ampianaro mivavaka izahay e !
Tahaka ny nataon'i Joany e !
Ampianaro mivavaka izahay e !
Tahaka ny nataon'i Joany e !

Rainay any an-danitra e!
Hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitra-ponao
Ety an-tany e !
Tahaka ny any an-danitra any.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro
Avelao ny fahotanay, tahaka ny amelanay
Izay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa mba manafaha anay amin'ny ratsy.

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 325
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0706