I Jesoa Tompo

Nampiditra: admin


  • Antsao ny Tompo p. "323

Auguste Roby

I Jesoa Tompo, niseho tami-Nofo,
Nohamarinina tam-panahy,
Hitan’ireo iraka,
Nambara an’ny Jentily,
Ninoan’izao tontolo izao,
Nakarina am-boninahitra.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0979 s.] - Hanohana anay