Manambara
Romuald
Manambara ny nahafatesanao izahay ry Tompo ô !
Mankalaza ny nitsangananao,
Miandry ny hiavianao amim-boninahitra izahay
Eny e ! Amim-boninahitra à !
Romuald
Manambara ny nahafatesanao izahay ry Tompo ô !
Mankalaza ny nitsangananao,
Miandry ny hiavianao amim-boninahitra izahay
Eny e ! Amim-boninahitra à !