Iray vatsy
Bema
Iray vatsy, iray aina ao amin'ny Kristy isika.
Isaky ny mihinana izao mofo izao izahay e !
Sy misotro amin'izao kalisy izao
Dia manambara ny nahafatesanao, ry Tompo
Ary miandry ny hiverenanao amim-boninahitra !