Masina

Nampiditra: admin
Sokajy: Masina,


  • Antsao ny Tompo p. "319

Nirina Ranoelison

Masina e ! Ny Tompo
Andriamanitry ny hery rehetra
Feno ny voninahitrao ny tany
Aman-danitra.

Hôzana, Hôzana
Any amin’ny avo indrindra.

Hosoavina anie, ’lay Masina avy
Amin’ny anaran’ny Tompo
Hosoavina anie, ‘lay avy amin’ny
Anaran’ny Tompo.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0058 s.] - Hanohana anay