Masina

Georgette Rasoatsara

Masiñy e e e e ia e e ! (in-2)
Masiñy Anà Zañahary e ia ie e ! (in-2)
Tompon’ny hery rehetra (in-2)
O ia ie ! Masiñy e ! Ianao Zañahary e !

Feno ny voninahitrao
Ny tany aman-danitra e !
Ô ! Hozana, Hozana any amin’ny Avo indrindra.
Hozana e ! Hozana tena masiñy e e !

Hosoavina anie ‘lay avy,
Avy amin’ny anaran’ny Tompo,
Ô ! Hozana, Hozana any amin’ny Avo indrindra.
Hozana e ! Hozana tena masiñy e e !

Nampiditra admin
Sokajy Masina
Antsao ny Tompo p. 318
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1368