Masina (Rakotohavana)
Masina (Ianao ry Tompo),
Masina (ny Andriamanitray ô)
Ny voninahitrao manerana ny tany,
Ary koa ny lanitra !
Hozana any amin’ny Avo indrindra.
Hosoavina anie Ilay avy amin’ny Anaranao,
(Hozana, Hozana)
Hozana, Hozana any amin’ny Avo indrindra.
(Jean de Dieu Rakotohavana)