Masiny an-tampon-doha
Nirina Ramalala
Eià ! masiñy Añao Zañahary eià !
Añao Andriamanitra an-tampon-doha !
1 - Feno ny voninahitrao ià !
Ny tany aman-danitra añy eià !
Masiñy Añao Zañahary e !
Fiverenana.
2 - Hosoaviñy anie 'lay avy eià !
Amin'ny Añaran'ny Tompo oià !
-- Masiñy Añao Zañahary e !
Hozàna e e ! Hozàna,
Añy amin'ny Avo indrindra !
- Añy amin'ny Avo indrindra (in-2).
E e ! masiñy e ! ... Añy amin'ny Avo indrindra !
E e ! Tompo ô ià ! ... ... Añy amin'ny Avo indrindra !
E e ! masiñy e .!.. Añy amin'ny Avo indrindra !
Masina Ianao Andriamanitray
Omer
Masina Ianao Andriamanitray.
Tompon'ny hery rehetra. -- O ie !
Masina Ianao Andriamanitray. --
Masina Ianao Andriamanitray
Lolohavina ambony indrindra.
-- Ry Tompo Andriamanitra mahery, Eny e !
-- Maneran-tany ny lazanao. -- E ! Masina.
Feno ny voninahitra re !
Ny tany aman-danitra e!
Hosoavina anie Ilay avy.
Amin'ny Anaran'ny Tompo.
Eny e ! e !
O ie e !
Masina e !
Masina Ianao Andriamanitray e !
Hozana ! Hozana !
O ie !
Any amin'ny Avo indrindra.