Masina ny Tompo Zañahary

-- Edouard Tongavelo.

Masina, masina, masina ny Tompo Zañahary. (in-2)
Andriamanitra Tompon'ny hery jiaby.

Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra
Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Hozana, hozana, hozana !
Hozana, hozana, hozana !
Hozana any ambony indrindra. (in-2)

Hosoavina anie ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo,
Hosoavina anie ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo.

Ankalazaina anie ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo,
Ankalazaina anie ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo.

Nampiditra admin
Sokajy Masina
Antsao ny Tompo p. 316
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096