Tsy tsaiky tsy olo-be

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanolorana,


  • Antsao ny Tompo p. "314

Sherz

Tsy tsaiky tsy olo-be
Navy zahay mitsangan’eto ô !
Na lelahy na mañangy
Mitondra jalinay jiaby e !

Reo asalohanay
Hafaliaña, fijaliaña
Mavesatra aminay
Atolotray aminao.

Reto fanatitray
Ny dinirinay e !
Ampodinay aminao
Fa bôka amin’ny zaka vitanao.

Mba raiso re, ry Tompo ô !
Ho sorona madio atolotray
Ka ny mofo anie hanjary vatanao ô !
Ny divay e hanjary rànao masina.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0060 s.] - Hanohana anay