Inty re !

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanolorana,


  • Antsao ny Tompo p. "313

Jean Louis Tombolaza

Inty re ny mofo ô ! atolotray e !
Ovao ho Tenan'i Jesoa . (in-2)
Atolotray e ! ny vokatry ny tany e !
Atolotray e ! ny asa tananay e !
Atolotray e ! ho tonga ho aina e !
Atolotray e ! mba hahavelona anay e !

Inty re ny ny divay e ! asandratray e !
Ovao ho Ràn'i Jesoa. (in-2)
Asandratray e ! ny voaloboka e !
Asandratray e! ny herinay e !
Asandratray e ! ho fisotro masina e !
Asandratray e ! mba hanamasina anay e !

'Ndreto 'zahay e ! manolo-tena e !
Miaraka amin'i Jesoa Zanakao.
Afoinay ho anao ô ! ny hasasaranay e !
Afoinay ho anao ô ! ny fiainanay e !
Afoinay ho anao ô ! ny ezakay e !
Afoinay ho anao ô ! mba hiray amin'i Jesoa.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0408 s.] - Hanohana anay