VALALA TSY AN-TAÑANA

Wanghou Jean Claude

Valala tsy an-tañana e tsy atolo-jafy e (in-2)
Fa matoa manolotra e, avy amin’ny fo madio tsy misy ndretro
Anoloraña anao Zañahary e
-Raiso atolotro anao

O ny mofo sy divay e !
O ny fiainanay e !
O ny asalohanay e !
O ny asa vitanay e !

Raiso...

O ny fifankatiavanay e !
O ny fahosanay e !
O ny fanirianay e !
O ny fanantenanay e !

Raiso...

O ny hakafiriañanay e !
O ny setrasetranay e !
O ny fahombiazanay e !
O ny tsy fahombiazanay e !

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 312
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0181