Tolotra amin-karavoaña

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanolorana,


  • Antsao ny Tompo p. "307

Mathieu

A Baba, aketo zehe iniany e e e !
Tandriñeso ny volaña hambaranay e !
Fô vôñony hitambatra sy hampiray e e e !
Olo Jiaby hañôtroño hidera Anao ô !
Amin-kafaliaña no anoloraña raha jiaby e e e !
Ka raiso hampihavaña jôro tsara.

Ka raiso ô !
Eñy e, ny môfo vokatray e e e !
Atolotra Anao amin-karavoaña.
Eñy e, ny divain’ny taninay e e e !
Ny rano efa vitan’ny Zañahary e e e !
Iñy e, ny fonay manontolo e e e !
Fô veloño ô ny aiñy e !
Zaza natsanganao ‘zahay a Baba.

Ka raiso ô !
Miasa mahay disaka izahay e e e !
Ny fiaiñan’ny tokantrano zay vory aketo ô !
Ny fiaiñan’ny fiangonaña, firenena e e e !
Ny hoavin’ny zamadiniky ho tsara tsinjo ô !
Hahafahana mba hidera ny añaranao ô !
Fô veloño ô !

Ka raiso ô !
Ny ezaka ataonay amin’ny fiaiñanay e e !
Izay tsy vitanay hangahoanay hery e e e !
Fijaliaña iaretanay hamilôman-teña e e e !
Zeñy no mampanehoko lôhanay e e e !
Afoinay manontolo hangahoaña jôro ô ô ô !
Fô veloño ô !


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0339 s.] - Hanohana anay