Atolotra e

Nirina Ramalala

Atolotra e e ! atolotra ho Anao ry Tompo ô ! (2)
Mba raiso re ! ry Tompo, raha sitrakao ô ià !

Ity, mofo ô ià ! ity divay e ià !
Mba ho tonga Nofotro, mba ho tonga Ran’i Jesoa.

Ity hasasaranay e ià ! ity hatsembohanay e ià !
Ity asa hely mba vita, akambanay aminao ô ià !
Mba raiso ry Tompo ! ankasitraho ! (Atolotra e).

Ity tebitebinay e ià ! ity ahiahinay e ià !
Ity asalôhanay e ià ! atolotray ho Anao ô ià !
Mba raiso ry Tompo ô ià ! ankasitraho ô ià ! (Atolotra e).

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 302
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0442