Jesoa Zokinay

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanolorana,


  • Antsao ny Tompo p. "301

Bema

Jesoa Zokinay : amin’ny alalanao,
No mba anoloranay ‘zao fanatitray izao,
Hankatoavin’Izy Ray izahay miaraka aminao,
Fa ao aminao no ivelomanay e ! (in-2).

Famantarana Anao ry Jesoa Zokinay,
Ho Vatanao, ho Ranao ny Mofo sy ny Divay.

Famantarana anay ny rano aharo divay :
Mananjara rah’izahay fa tonga zanaky ny Ray.

Ny herinay, ny asanay, ny fiainanay, ry Jesoa,
Atolotray ny Ray amin’ny alalanao.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0075 s.] - Hanohana anay