Zañahary Ray be fitiavaña

Tombo Christian

Zañahary Ray be fitiavaña ô !
Matoky ny fitiavanao ‘zahay
Mangata-pamonjena avy Aminao
Henoy re ny vavakay !

Ho an’ny Papa, Eveka, Pretra rehetra
Tantano tsy harofy anie izy
Hitondra ny vahoaka maminao
Henoy vavak’izahay.

Ho an’ireo mahantra
Tsinjovy mandrakariva izy ireo
Hahita ny anjara masoandrony
Henoy vavak’izahay.

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 297
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0271