Ranombavaka

Georgette Rasoatsara

Ny Fañahinao anie Jesoa
Hañarakaraka, tsy hankarary,
Fa hanova zahay ka hanasoa,
Hañamasiny sy handavorary.

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 296
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0503