Ranombavaka
Laurence
Yahve Aba, Zañahariko ô !
Tandriñeso vavaka izahay,
Mangataka ny meva, maniry ny tsara,
Tsipy mahetsaka an-tananao ô !
Manitsinitsy manaranara,
Mahavelona ô!
Laurence
Yahve Aba, Zañahariko ô !
Tandriñeso vavaka izahay,
Mangataka ny meva, maniry ny tsara,
Tsipy mahetsaka an-tananao ô !
Manitsinitsy manaranara,
Mahavelona ô!