Zaho mino

(T. Julie Helmine)

Zaho mino ô ! ià ! Zañahary e e ià !
Zaho mino an'Andriamanitra tokana
Ny Ray, Zanaka sy ny Fañahy Masina.

Zañahary e tokana ôlo telo ô ià !
Nitsabo ny lañitry ndraiky tany e !
Izy mahefa ny raha jiaby e ià !
Nañamia Zanany ho antsika e e !

Kristy Zanaka Zañahary e ià !
Zañahary Fahamarinana e ià !
‘Zay nofantsihana mba ho faty e e !
Tambonin'ny Hazofijaliana e ià !

Nijaly sy maty ho antsika e ià !
Nitsangan-ko veloño indraiky Izy e ià !
Tamin'ny andro fahatelo ô ô !
Niakatra an-danitra Izy Tompo ô ià !

Eo an-kavanan' Izy Baba e ià !
Zaho mino Fanahy Masiñy e ià !
Miaraka amy Baba sy ny Zanaka e e !
Zaho mañeky Batemy araiky e ià !

Batemy mañala ny fahotana e ià !
Kristy sy ny Fanjakany e ià !
Zaho mino ny Eglizy araiky e e !
Ny fiaina-ko avy no ambesako eto ô ô !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 285
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0654