Izaho mino

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiekem-pinoana,


  • Antsao ny Tompo p. "275

(Edouard Tongavelo)

E eia e, e eia! izaho mino
Anao Zañahary e oia !
Andriamanitra Tompo tokana.

Zaho mino Anao Zañahary Baba
Nañano lanitra sy ny tany
Anao mahefa ny raha jiaby
Ny raha jiaby hita maso
Ndraiky ny tsy hita
Zaho mino ô ! zaho mino e e ! (in-2).

Zaho mino Anao Jesoa Tompo ô
Zañahary Zanaka talañolo araiky
Izay naterak'i Maria Virjinina
Nijaly sy maty ka veloño ankitiñy
Hanavotra antsika
Zaho mino, zaho mino ô ! (in-2).

Zaho mino Anao ry Fanahy Masina ô !
Zañahary Tompo mpamelombelon'aina
Mpankahery sy mpañamasiñy antsika
Ka hitsaohana sady mendrika haja
Amiam-boninahitra
Zaho mino ô ! zaho mino ô ! (in-2).

Zaho mino koa ny Eglizy araiky e !
Masina Katôlika Apostolika
Zaho mankato Batemy tokana
Ambesako eto ny haviany
Ndraiky ny fiainan-ko avy. Amen !
Zaho mino ô ! zaho mino ô ! zaho mino e e ! (in-2).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0322 s.] - Hanohana anay