Aleloia, Fa velona sy mahery e ia, ny Tenin-Janahary
(Georgette Rasoatsara)
O o a! Aleloia ie, Ie e e! Aleloia (in-2)
Fa veloño sy mahery e ia, ny Tenin-Jañahary e ia (in-2).
Fanilon’ny tongotro, fahazavan’ny lalako.
Toy ny fary lava vañy, tsy lany hamamiaña.
Atsipy ny tady e, an-tandroky ny aomby.
Atsipy ny teny, am-pon’ny mahalala.