Aleloia, Ny Teny dia Teny tany am-boalohany

(Nirina Ranoelison)

Aleloia...

« Ny Teny dia Teny tany am-boalohany,
Izy no nahariana izao tontolo izao,
Tao aminy ny fiainana,
Tao aminy ny hazavana.
Saingy tsy noraisin’ny haizina ny Teny.
Nanomboka teo ny Teny dia tonga Nofo;
Hanazava ny maizina,
Ny maizina mba hazava ».

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 271
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087