Aleloia, Inoanay ny Tenin’ny Tompo ô ! iainanay

(Sher)

z

Aleloia, aleloia ia e !
Inoanay ny Tenin’ny Tompo ô ! iainanay e ia !
Fa teny mahery e ! Inoanay …
Fa mahaveloño ô ! Inoanay …
Ampidirinay amin’ny fiainanay e (Mahery e)
Ambaranay amin’ny namanay e (Mahery e )
Atônay reñin’olo jiaby e ia (Mahery e)
Afafinay Tenin-Jañahary e !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 271
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094