Aleloia, Inoanay Tenin-Janahary

Nampiditra: admin
Sokajy: Tenin'Andriamanitra,


  • Antsao ny Tompo p. "269

(Julien Rakotoarinosy)

Aleloia e ia !
Inoanay Tenin-Jañahary
Aleloia.

Aleloia ia, Aleloia, Aleloia e ia !

Teny mahavita ny raha jiaby
Na ny hita maso na ny tsy hita
Masina sy mahavelona Aleloia.

Teny natao tany Galilea !
Teny maharitra ho doria
Masina e e ! Aleloia e ia. !

Teny velona sy fiadanana
Lala-marina manamia aina
Manoro sy manitsy ny fiainan'olo o ia !

Ia, e ia aleloia !

Didy tsara mitondra ny hatsarana e ia !
Mahatonga olo hifankatia e ia !

Mahavariana sy mahagaga
Fitiavana faratampony e e ia !
Mamaha vatana sy fanahy e e ia !
Mampiadana olo izay mijaly e e ia !
{Avia atsika hihaino azy- (in-2)
Fa teny Masina sy Mahery e e ia ! } (in-2).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0076 s.] - Hanohana anay