Aleloia !

Nampiditra: admin
Sokajy: Tenin'Andriamanitra,


  • Antsao ny Tompo p. "268

(T. Julie Helmine)

Aleloia ! ie ! Aleloia !
Aleloia ! ie ! Aleloia !
Nitsangan-ko velona Izy Tompo, Aleloia !
Resiny ny herin'ny fahafatesana, Aleloia !

Tandriñesanay e ! e ! Tenin-Jañahary e ! e !
Ivilomanay e ! e ! Fa fiaiñanay e ! e !
Inoanay lahy e !
Teny masiñy sy mahery ankatoavinay.

Vahoaka : Teny masiñy sy mahery ankatoavinay.

Teny nampisy ny raha jiaby,
Na ny hita maso na reo tsy hita;
Teny mitory fanantenaña e !
Sady mameloño ny fañahy e !
Manambatra atsika ‘zay mino azy,
Sady mañala amy tebiteby.

Teny fiaiñana ho antsika jiaby,
Mameloño nôfotro sy fanahy,
Izy no tena fôtotr'aiñy e !
Sady iavian'ny raha miaiñy e !
Teny mañiraka hitory,
Ilay Vaovao Mahafaly.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0513 s.] - Hanohana anay