Aleloia, sokafy ny fonay

(Bema)

Aleloia ! Aleloia ! (in-2)
Sokafy ny fonay, ry Tompo ô ! Aleloia !
Mba handraisanay ny Tenin-janakao ! Aleloia !

 

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 257
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0557