NITSANGANA ILAY ANDRAREZONA

Nampiditra: admin
Sokajy: Paka,


  • Antsao ny Tompo p. "209

(Wanghou Jean Claude)

Aleloia – Aleloia
Aleloia – Aleloia
Aleloia – Aleloia

Tsy resin’ny fahafatesana ilay Zanak’Andriamanitra
Niarina velona, niala ny rangolahy
Hamonjy antsika.

Mifalia sy miravoa ry tany aman-danitra
Fa nitsangana marina eo anivontsika
I Jesoa ilay Andrarezona.

Toeran-tsoa sy lavorary no homaniny ho antsika
Mandihiza sy mifalia amin’ny ainao rehetra
Handray an’izany.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0074 s.] - Hanohana anay