Nitsangana fa nandresy

Nampiditra: admin
Sokajy: Paka,


  • Antsao ny Tompo p. "204

(Gérard R. & Clovis J.)

Nitsangana ny Tompo...ka derao.
Nandresy ny fahafatesana...ka derao;
Nahery ka hobio...Aleloia.
Nitsangana fa afaka...Aleloia.

Hobio, tehafo, ankalazao... f'afaka.
Deraontsika ilay Mpandresy...f'afaka !

Nitsangana ny Tompo...ka derao.
Nitsangana fa afaka ...Aleloia,
Aleloia, Aleloia, Aleloia, Aleloia e (in-2).
Aleloia, Aleloia.

Nandresy izao i Kristy ...ka derao.
Izay nijaly novonoina ...ka derao.
Tehafo sy hobio...Aleloia.
Amin’ny zava-drehetra maneno... Aleloia !

Tsy donto intsony isika...f (a) afaka.
Nandresy tahotra noho ny Tompo...f (a) afaka.

-- Nitsangana ny Tompo ...ka derao.
-- Nitsangana fa afaka ...Aleloia,
-- Aleloia, Aleloia, Aleloia, Aleloia e (in-2).
-- Nitsangana ny Tompo ...ka derao.
-- Nitsangana fa afaka ...Aleloia, .


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0073 s.] - Hanohana anay