Tompo ô ! Tompo ô !

(Lili)

Tompo ô ! indro ny ondry kelinao fa mitalaho
Tompo ô ! mba hangata-pamelana aminao
Tompo ô !tsy mendrika ny hiantso ny anaranao
Tompo ô ! fa mpandika ny lalàna izay napetrakao.

Indro f’efa akaiky ny fiavian’ilay avo
Hofongorany amin’ny fakany ny ratsy rehetra,
Miomana, hamaivano izay mavesatra
Ao anatinao.

Nampiditra admin
Sokajy Fitsapana
Antsao ny Tompo p. 149
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089