Torio amim-paharetana

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanirahana,


  • Antsao ny Tompo p. "117

(Mathieu)

« Mitoria ny teny, mahareta amin’izany
Na amin’ny fotoana na tsy amin’ny fotoana,
Mitoria ny teny » --

Malina amin’ny zava-drehetra
- Miareta amin’ny fahoriana e
Ataovy ny asan’ny Tompo
- Imasoy ny anjaranao e

Soa ihany fa tonga namonjy ny Tompo
Nankahery fo ahy,
Nanafaka amin’ny asa ratsy e
Nampianatra ny olony Izy,
Misaotra azy aho e
Misaotra azy aho e (in-4).

Be ireo adin-tsaina manko
Mahafinaritra ara-nofo
Nandeferana avokoa
Niaretana niambohoana e
Fa mamy noho ireo ny Tompo
Misaotra azy aho e
Misaotra azy aho (in-4).

Ny ray sy ny reny hava-maro
Tsy hadinoina sombinaina
Rahalahy sy anabavy
Tapaka sy havan-tiana e
(Toa) nariana avokoa
Fa soa ny fiarahana amy Tompo e
Misaotra azy aho (in-4).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0175 s.] - Hanohana anay