Manala ny ory amin’ny vovoka Andriamanitra

(André Besabotsy

Manala ny ory hiala amin’ny vovoka Andriamanitra,
Manesotra ny mahantra hiala amin’ny zezika,
Manome azy fiketrahana mihaja,
Ka apetrany eo anilan’andriana.

Sambatra ny olona matahotra ny Tompo,
Sambatra ny mitandrina ny didiny,
Fa ambininy satria …

Hiposaka amin’ny olo-mahitsy ny hazavana,
Hahazo hery izy ireo,
Handeha amin’ny lalàn-tsara satria …

Manompo Anao amin’ireo madinika aho,
Mitia ireo tsy manam-piahy,
manohy ny asanao hoe …

Nampiditra admin
Sokajy Fitokisana
Antsao ny Tompo p. 95
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097